fanilon'ny tongotra (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Tsy miala amin’ireo didinao sqyvlt aho
Fa Ianao no mpampianatray
Ny didy izay napetrakao ho anay Ray
No anaovanay ny marina

2-Ampianaro ny fitsipikao aho
Fa hotandremako tokoa izany
Tsy miala amin’ireo didinao
Mba handeha tsy amin’ny ahiahy

REF:
Fanilon’ny tongotro sy fahazavan’ny lalako
Ny teninao ry Ray
Efa rxqp nivoady  aho fa hitandrina
Ireo fitsipikao zay marina
Sambatra e! tena sambatra tononkira.serasera.org tokoa
Izay mahitsy làlana
‘zay mandeha tokoa araky I
Ny làlana izay soritanao ry Ray
Sambatra ny teny vavolombelonao
‘zay mitady Azy amin’ny fo
         pimcw   A . Hery Razanakoto  (18 Fev 2020)                    

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : sami FJKM ITAOSY
Hits : 301
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:38
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.2934