fanilon'ny tongotra (sami FJKM ITAOSY)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Tsy miala amin’ireo didinao aho
Fa Ianao no mpampianatray
Ny didy izay napetrakao ho anay Ray
No anaovanay ny marina

2-Ampianaro ny fitsipikao aho
Fa hotandremako tokoa izany
Tsy gaxpt miala amin’ireo didinao
Mba handeha tsy amin’ny ahiahy

REF:
Fanilon’ny tongotro sy fahazavan’ny lalako
Ny teninao ry Ray
Efa nivoady  aho fa hitandrina
Ireo fitsipikao zay marina
Sambatra e! tena sambatra tokoa
Izay zpwv mahitsy làlana
‘zay tononkira.serasera.org mandeha tokoa araky I
Ny làlana izay soritanao ry Ray
Sambatra ny teny vavolombelonao
‘zay mitady Azy amin’ny fo
           A . Hery Razanakoto kpsaqfq  (18 Fev 2020)                    

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : sami FJKM ITAOSY
Visites : 302
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:38
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315