fanilon'ny tongotra (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1– Tsy miala amin’ireo didinao aho
Fa Ianao dwcv no mpampianatray
Ny didy izay getexyxr napetrakao ho anay Ray
No anaovanay ny marina
2-Ampianaro ny fitsipikao aho
Fa hotandremako tokoa izany
Tsy miala amin’ireo didinao
Mba handeha tsy amin’ny ahiahy
REF:
Fanilon’ny tongotro sy fahazavan’ny lalako
Ny teninao ry Ray
Efa nivoady aho fa hitandrina
Ireo fitsipikao zay marina
Sambatra e! tena sambatra tokoa
Izay mahitsy làlana
‘zay mandeha tokoa araky I
Ny làlana izay soritanao ry Ray
Sambatra ny teny vavolombelonao
‘zay mitady Azy amin’ny tononkira.serasera.org fo
A . Hery Razanakoto (18 Fev 2020) yokiub
Fa Ianao dwcv no mpampianatray
Ny didy izay getexyxr napetrakao ho anay Ray
No anaovanay ny marina
2-Ampianaro ny fitsipikao aho
Fa hotandremako tokoa izany
Tsy miala amin’ireo didinao
Mba handeha tsy amin’ny ahiahy
REF:
Fanilon’ny tongotro sy fahazavan’ny lalako
Ny teninao ry Ray
Efa nivoady aho fa hitandrina
Ireo fitsipikao zay marina
Sambatra e! tena sambatra tokoa
Izay mahitsy làlana
‘zay mandeha tokoa araky I
Ny làlana izay soritanao ry Ray
Sambatra ny teny vavolombelonao
‘zay mitady Azy amin’ny tononkira.serasera.org fo
A . Hery Razanakoto (18 Fev 2020) yokiub
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : sami FJKM ITAOSYHits : 240
Likes : 0 Like
Created by : feotsotrakoto
Date : 03/03/2025 08:38
