didy vaovao (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Kolokoloy ho tsara hatrany ilay fitiavana nomeny
Hambarao koa fa tena mamy ny miaina ao anatin’ilay fitiavana
Ka ‘zay nampiasa azy dia tamana , nahitan’ilay anhw vokatra nomeny
Nanambara hatrany hatrany ,tena tsara ny nampihatra ireo didy zay nomeny
2-Mivonona hatrany hatrany mba hanome ‘lay fitia nomeny
Mba hanampy reo namantsika ,reo zay tsy manana ka toa sahorana tokoa
Fa tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy
Ka hanome ny soa hatrany ho an’ireo ‘zay hiezaka hivoatra hatrany hatrany
REF :
Didy vaovao no nomeko anareo
Ny hifankatiavanareo tahaka ny hitiavako anareo
Hasehoy hatrany ‘lay fitiavana nomeny
Hamantarana tononkira.serasera.org dent jxcvmg tokoa mantsy fa mpianatry ‘lay Jesoa tia
ANDRIAMIZAKA Hery Razanakoto (15/12/2023)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 367
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 06/03/2025 06:53