asehoy (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa jnpt ilay fitiavana
Anehoanao ilay tarigetra
Mba hanao ny soa Ho an’ny olona rehetra re
2-Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa ilay fitserana
Mba ahafahao manampy ts’isy fetra
Ireo tononkira.serasera.org namanao toa milaza fa sahirana
3-Asehoy mba ho hitan’ny rehetra
Fa ao anatinao tokoa ilay finiavana
Hanome ny soa tsy mba handoava-ketra
Hanome tokoa kqfmg zay rehetra azo omena re
REF
Aza mamihina ny soa amin’ny tokony omena azy
Raha azon’ny tànanao atao ihany ô!
Tsy handrasambaliny . Sanatria re izany ô!
uwbsdjh A . Hery Razanakoto

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : sami FJKM ITAOSYVangy : 388
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : feotsotrakoto
Daty : 03/03/2025 08:09