ampianaro aho (sami FJKM ITAOSY)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
lwayx REF:
Ampianaro aho mba hahay hanisa ny androko sisa
Mba ahazoako tokoa ilay fo hendry avy aminao
Ka hanompo anao Jesoa tia no tena faniriako
Amin’ny andro izay mbola omenao iainako
1-Ka aza avelanao byhfdbb hatoky tena
Raha hanao ny tiytlyeu asanao Jesoa
Fa ataovy hahay hanankina izany aminao
Ianao irery tokoa no azo itokiana
Ô!ô!ô! Mba hitantana tokoa ny asanao ataonay ety
2-Ka aza avelanao handeha irery
Raha sendra ady sarotra
Fa ataovy hahay hanaiky izay sitrakao
Ianao irery tokoa no azo itokiana
Ô!ô!ô! Mba hitantana tokoa ireo ady hatrehanay
tononkira.serasera.org A . Hery Razanakoto

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : sami FJKM ITAOSYVisites : 457
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : feotsotrakoto
Date : 28/02/2025 08:44