Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hidera Anao (SALSA Ziona Fahazavana Anosibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- Ray ô! Ekeko wfnrp tsotr'izao
Ny Irakao sy Tendrinao
Ny midera Anao dia fifaliako
Ianao no lamba itafiako
Ny mihira ho Anao
Tsara indrindra ho tononkira.serasera.org atao
Mandehana hoy Ianao
Afafazo ambarao
2- Indro utdve izay efa nekeko
Atolotro ary koa omeko
Ny feoko izay avy Aminao
Tsy ho an'izao tontolo izao
Izay rehetra ho hiraiko
Dia atolotro ry vmxdax Raiko
'Zay mba takatry ny saiko
Ho Anao ry lalaiko
3- Raha mbola Omenao tombon'andro
Tsy ho tafandry mandry Hiasa ho Anao
Hidera sy hanompo Anao raha velon'aina ety
Ry Raiko be fitia mandrakizay doria
A/C RAHADRA MAHEFA
FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
Ny Irakao sy Tendrinao
Ny midera Anao dia fifaliako
Ianao no lamba itafiako
Ny mihira ho Anao
Tsara indrindra ho tononkira.serasera.org atao
Mandehana hoy Ianao
Afafazo ambarao
2- Indro utdve izay efa nekeko
Atolotro ary koa omeko
Ny feoko izay avy Aminao
Tsy ho an'izao tontolo izao
Izay rehetra ho hiraiko
Dia atolotro ry vmxdax Raiko
'Zay mba takatry ny saiko
Ho Anao ry lalaiko
3- Raha mbola Omenao tombon'andro
Tsy ho tafandry mandry Hiasa ho Anao
Hidera sy hanompo Anao raha velon'aina ety
Ry Raiko be fitia mandrakizay doria
A/C RAHADRA MAHEFA
FJKM Ziona Fahazavana Anosibe
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : SALSA Ziona Fahazavana AnosibeHits : 2043
Likes : 0 Like
Created by : niainarahadra
Date : 01/02/2018 19:50
