Ny maraina (Salomon)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Zava-baovao no entin’ny maraina
mifoha indray ny natory ka mbola velon’aina
Maro no efa lasa nanalavitra zjhf ny akany
Satria tsy maintsy bvpis miasa raha mbola eto an-tany

Zovy moa ianao no tsy hifoha maraina
Handramo kely ange poeo ny mitsangana malaina
'Ngamba, eny mafy, manàna herin-tsaina
Fitsanganana avy hatrany no finiavana ilaina

Indro ny hazavana avy any an-danitra mirotsaka
Tapitra ny aizina, ny masoandro vao miposaka
Hita miramirana rehefa mety ho zava-boahary
toy ny avy nolokoina, na nadika tami-sary

Amin’io fotoana io ny fanahy sy ny saina
Dia miadana finaritra mahatsiaro fa miaina
Aina saro-bidy loatra tsy novidiana fa tononkira.serasera.org nomena
Tsy zaraina amin’ny hafa fa natokana ho an’ny tena ...

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Salomon
Vangy : 7248
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Rija Razafimahefa
Daty : 11/01/2002 10:47
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.064