FOTOANA HIFANDAOZANA (Salomon)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dniht Hifandao izaho sy ianao tsy ho doria
Fomban-tany ihany izany satria
Misy ny fotoana izay tsy maintsy isarahana
Ka aza atao mahakivy fa ombay fivavahana
Eny misy ny alahelo rehefa tsy mifankahita
Nefa tano tononkira.serasera.org tsy hirona irony dina efa vita
Raha sendra misy embonembona miserana
Mila tsy hampahita tory dia aza arahana fitserana
Fa jqbmyarw kaloy moramora ilay hirahirantsika
Mba hanako eny an-danitra hoentin-drivotra miampita
Am’izay fotoana izay, izaho sy ianao
Ampionona mangina ny ao am-po ao
Ka ny vetsontsika hifamihina mangina
Eny anivon-danitra srjpn eny ka ho tojo fifaliana
Raha (Eny) ho avy ny fotoana mbola hihaonantsika indray
Ka lay hiran-karavoana no ventesina amin’izany
Raha sendra misy ...
Tonony sy feony: Romule Rabarivola
Arrangement: Harry
Mpihira: Salomon sy Olga

--------
Rohy: