Ry ampitso (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry ampitso mifono ny zava-tsy fantatra
Hivimbina sento sa fitserana ho ahy ?
Satriko ianao tsy hatao ankamantatra é
Fa ndrao mafy loatra ny vetsom-panahy.

    Ry ampitso mitondra ny tsiambaratelo
    Ambarambarao re fa aza anafenana
    jzbeu Hafaliana sa embona mamelovelo
    No hokoboninao ambany elatrao.

Ny tenako torovana ny fiainana eto
Ifampitoloman’ny andro vekzvqc kkakb sy ny alina
Ny saiko dia vizana mivetsovetso
Misedra ny faran’ny habaka lalina
Eny ry ampitso tononkira.serasera.org natao ianteherana
Mba misy fetra ihany ve itony fitserana.

Ny tenako...

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Romule
Visites : 4154
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 06/12/2002 06:18
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.11