Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry ampitso (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ry ampitso mifono ny zava-tsy fantatra
Hivimbina sento sa fitserana ho ahy ?
Satriko ianao tsy hatao ankamantatra é
Fa ndrao tononkira.serasera.org rydwb mafy loatra ny vetsom-panahy.
Ry ampitso mitondra ny tsiambaratelo
Ambarambarao re fa aza anafenana
Hafaliana sa embona mamelovelo
qsckjw No hokoboninao ambany elatrao.
Ny tenako torovana ny fiainana eto
Ifampitoloman’ny andro sy ny alina
Ny saiko dia vizana mivetsovetso
Misedra ny faran’ny habaka lalina
Eny ry ampitso natao ianteherana
Mba misy fetra ihany ve itony nnumdb fitserana.
Ny tenako...
Hivimbina sento sa fitserana ho ahy ?
Satriko ianao tsy hatao ankamantatra é
Fa ndrao tononkira.serasera.org rydwb mafy loatra ny vetsom-panahy.
Ry ampitso mitondra ny tsiambaratelo
Ambarambarao re fa aza anafenana
Hafaliana sa embona mamelovelo
qsckjw No hokoboninao ambany elatrao.
Ny tenako torovana ny fiainana eto
Ifampitoloman’ny andro sy ny alina
Ny saiko dia vizana mivetsovetso
Misedra ny faran’ny habaka lalina
Eny ry ampitso natao ianteherana
Mba misy fetra ihany ve itony nnumdb fitserana.
Ny tenako...
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RomuleHits : 4154
Likes : 0 Like
Created by : Heriniaina
Date : 06/12/2002 06:18
