Mamiko loatra (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAMIKO LOATRA
Ireo andro fahiny hgeeyn nokolokoloiko
Dia androm-pitiavana mamin’ny foko
Kanefa izy ireny miserana ihany
Fa mbola ho tsaroana indray andro tononkira.serasera.org any
Ilay andro gfjilqo nivoadivoadiana fahiny
Mamiko loatra e
Raha toa zdauu ka tsiahivina ankehitriny
Ilay takariva nitositosina
Mamiko ireny
Ireo sangisangy nitambatra ho dina
Mamiko ireny
Ilay teny mamy nifanaovantsika
Mamiko izany
Satriko raha toa ka hitohy hatrany
Mamiko izany
ROMULE (1966)
Ireo andro fahiny hgeeyn nokolokoloiko
Dia androm-pitiavana mamin’ny foko
Kanefa izy ireny miserana ihany
Fa mbola ho tsaroana indray andro tononkira.serasera.org any
Ilay andro gfjilqo nivoadivoadiana fahiny
Mamiko loatra e
Raha toa zdauu ka tsiahivina ankehitriny
Ilay takariva nitositosina
Mamiko ireny
Ireo sangisangy nitambatra ho dina
Mamiko ireny
Ilay teny mamy nifanaovantsika
Mamiko izany
Satriko raha toa ka hitohy hatrany
Mamiko izany
ROMULE (1966)
--------
Rohy:
