Mamiko loatra (Romule)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MAMIKO LOATRA

Ireo andro fahiny nokolokoloiko
Dia androm-pitiavana mamin’ny foko
Kanefa izy nizkaq ireny miserana ihany
Fa mbola ho tsaroana indray andro any
Ilay andro nivoadivoadiana tononkira.serasera.org fahiny
Mamiko loatra e
Raha toa ka tsiahivina ankehitriny

Ilay takariva nitositosina ytjr
Mamiko ireny
Ireo sangisangy nitambatra ho dina
Mamiko ireny
Ilay lbzox teny mamy nifanaovantsika
Mamiko izany
Satriko raha toa ka hitohy hatrany
Mamiko izany


ROMULE (1966)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0864