Hifampitsodrano (ft Pauline Rabehasy) (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka isika ka andeha hifanafatra
Hifampitsodrano ary koa plqauhv hifandao
Izany no fomba iray iray tonga ntcorkm lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy tononkira.serasera.org hatao
Hifampitsodrano fa hisara-dia
Ny iray an-kavia, ny iray ankavanana
Tapitra hatreo ny sarorom-pitia
Fa hanomboka kosa ny tena fihavanana
Veloma masina... r’ilay notiavina
Sitrano mangina ny ratram-pitia
Ny hazo gbwyq nanitsana mbola handravina
Fa ny antsika kosa... vonona ho doria
Hifampitsodrano ary koa plqauhv hifandao
Izany no fomba iray iray tonga ntcorkm lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy tononkira.serasera.org hatao
Hifampitsodrano fa hisara-dia
Ny iray an-kavia, ny iray ankavanana
Tapitra hatreo ny sarorom-pitia
Fa hanomboka kosa ny tena fihavanana
Veloma masina... r’ilay notiavina
Sitrano mangina ny ratram-pitia
Ny hazo gbwyq nanitsana mbola handravina
Fa ny antsika kosa... vonona ho doria
--------
Lien:
Commentaires
Fiffi
(
29/08/2015 16:25)
....misy diso lé tononkira....
Hifampitsodrano ary koa hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
Hifampitsodrano ary koa hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
