Ampidiro aloha ny tenimiafina
Hifampitsodrano (ft Pauline Rabehasy) (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hisaraka isika ka andeha hifanafatra
Hifampitsodrano ary wozz koa tptrdtp hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
Hifampitsodrano fa hisara-dia
Ny iray an-kavia, ny iray ankavanana
Tapitra thiip hatreo ny sarorom-pitia
Fa hanomboka kosa tononkira.serasera.org ny tena fihavanana
Veloma masina... r’ilay notiavina
Sitrano mangina ny ratram-pitia
Ny hazo nanitsana mbola handravina
Fa ny antsika kosa... vonona ho doria
Hifampitsodrano ary wozz koa tptrdtp hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
Hifampitsodrano fa hisara-dia
Ny iray an-kavia, ny iray ankavanana
Tapitra thiip hatreo ny sarorom-pitia
Fa hanomboka kosa tononkira.serasera.org ny tena fihavanana
Veloma masina... r’ilay notiavina
Sitrano mangina ny ratram-pitia
Ny hazo nanitsana mbola handravina
Fa ny antsika kosa... vonona ho doria
--------
Link:
Comments
Fiffi
(
29/08/2015 16:25)
....misy diso lé tononkira....
Hifampitsodrano ary koa hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
Hifampitsodrano ary koa hifandao
Izany no fomba iray iray tonga lafatra
Mafy ka anefa tsy maintsy hatao
