Fitia vita voady (ft Pauline Rabehasy) (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia, fitia vita voady, mandra-maty ho doria
Sanatria tsy ankoso-bolamena fa mamiratra jerena
Bararata noladinim-bahy ka mifaningotra hatrany
fa fitia hiaraka eto an-tany na ho tsiky na tomany
Ny fitia, fitia vita voady, volamena vita sedra
Dina vita sikotra ao anaty, tsy mba taitran-drendrarendra
Voin-tenan’izay tsy tia, te handrava hankahala
fa fitia, fitia ho doria, eloa tononkira.serasera.org tsy mahataho-mpanadala
rqebak Na ho sarotra aza re ny dia, ny hiova sanatria
Na ho semba....ho semban-drahona aza
stbk nofy izay ho lefy laza
Mafy orina ny anay, ho doria mandrakizay
Ka ny fa...ny fasana no fetra amin’ny andronay rehetra

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : RomuleVisites : 11547
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Harilala Razafindranaivo
Date : 30/10/2004 05:10