Fitia vita voady (ft Pauline Rabehasy) (Romule)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny fitia, fitia vita voady, mandra-maty ho doria
Sanatria tsy ankoso-bolamena fa mamiratra jerena
Bararata noladinim-bahy ka mifaningotra hatrany
fa fitia hiaraka eto an-tany na ho tsiky na tomany
Ny fitia, fitia vita voady, volamena vita sedra
Dina vita sikotra ao lgjqkqo anaty, tsy mba taitran-drendrarendra
Voin-tenan’izay tsy tia, te handrava hankahala
fa fitia, fitia ho doria, tsy mahataho-mpanadala
Na ho bvpjue sarotra aza re ny dia, ny hiova sanatria
tononkira.serasera.org Na ho semba....ho semban-drahona aza
yzsivcv nofy izay ho lefy laza
Mafy orina ny anay, ho doria mandrakizay
Ka ny fa...ny fasana no fetra amin’ny andronay rehetra

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : RomuleHits : 11548
Likes : 0 Like
Created by : Harilala Razafindranaivo
Date : 30/10/2004 05:10