SOMBIN'NY AIKO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sombin'ny aiko
Raha tsy maintsy mandeha ianao
Lavin'ny saiko, ny hanadino anao
Mamiko loatra ny qpejrk hasambarana feno
Sy tafahoatra 'reo teniteny mamy ho ahy
Sombin'ny aiko
Tsy mba misy azoko atao
Na ny hitana anao,na tononkira.serasera.org ny hanaraka anao
Iny hafatro iny aza atao saraka anao
Ary ity hira kalon'alahelo anao
Ny anaranao anorina fonenana ao ambavako ao
Ny endrikao ihany no fo mitempo amiko
Ny anaranao no tanako netlrd fa saro-bidy tamiko
Omeko ireo fara - tokony hitarainako
Ny sarinao ihany no ilazako ny vetsoko
Izy no ahatanty ny ranomasoko
Sombin'ny aiko
Ny anaranao no andriko andravaka ny hirako
Tononiko maraina ny hariva sy ny alina
Ny anaranao no arendriko ho volamena aharitra
Andravaka ny tanako hitovozako aminao
Ho ravaky ny ejhdlq fiainako sy ho lovako

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Rija RasolondraibeVangy : 5027
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : bobimarolahy
Daty : 10/08/2010 15:51