SOMBIN'NY AIKO (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sombin'ny aiko
Raha tsy maintsy mandeha ianao
Lavin'ny saiko, ny hanadino anao
Mamiko loatra ny hasambarana feno
Sy tafahoatra 'reo teniteny mamy ho zsmldme ahy
Sombin'ny aiko
Tsy mba misy azoko atao
Na ny hitana anao,na ny hanaraka anao
Iny hafatro iny aza atao saraka anao
Ary ity hira kalon'alahelo anao
Ny anaranao anorina fonenana ao ambavako ao
Ny endrikao ihany no fo mitempo ybouozea amiko
Ny anaranao no tanako kjfefrf fa saro-bidy tamiko
Omeko ireo fara - tokony hitarainako
Ny sarinao ihany no ilazako ny tononkira.serasera.org vetsoko
Izy no ahatanty ny ranomasoko
Sombin'ny aiko
Ny anaranao no andriko andravaka ny hirako
Tononiko maraina ny hariva sy ny alina
Ny anaranao no arendriko ho volamena aharitra
Andravaka ny tanako hitovozako aminao
Ho ravaky ny fiainako sy ho lovako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RasolondraibeVisites : 4918
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : bobimarolahy
Date : 10/08/2010 15:51