MANANA (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Manana anjara hgfsrmw fiononana
Ny mino ao anaty ny fiangonana
Reo zay teo  sy eo am-pisoronana
Tsy ho avelany eto fa ankohonana

Nanjavona hono ny sasany , tononkira.serasera.org Poa toy izay dia efa lasany
Indray mipi maso dia any, Veloma ry tany
Hihaona @ Tompo eny anabakabaky ny lanitra
Isika dia te / hiomankomana any an-danitra

Dia hamirapiratra ny tavany e ! Dia hamirapiratra ny tavany e !
Hombantsika mianakavy anie ny Tompo, Hampamirapiratra ny tavany e!
Handre ny fahatongavany e! ho avy haka ny havany e !
Hombantsika mianakavy anie ny Tompo, Hampamirapiratra ny tavany oiipsh e!


Tsy anavahana fiangonana ,fa valisoa iray oaxovwc iombonana
Ho an’ny mino rehetra ny fanangonana,tsy ho avelany eto fa ankohonana

Nanjavona…….

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Rija Rasolondraibe
Vangy : 11036
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : RAKAZY
Daty : 21/05/2009 16:48
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0354