You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

FANEKENA (Rija Rasolondraibe)

Imason’ny fisianao hiombona hanao dina
Hanjakao ny fo sy saina sy toetra
Mba ho Anao izay momba ahy rehetra

Reseho lahatra aho izay no ilaiko
Fa Raiko Ianao Ankohonanao aho
VoahosotTsiky dia ampyra sy sahy mitondra anaran-dRay
Tarihin’ny fanahy

Efa nanolo-tena nefa te hanao fanekena aho
Fa ho hamasiniko ao am-poko ao ny Anaranao
Ho fihiniko ny fanjakanao

Rija Rasolondraibe feat Felana Rasolondraibe

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 1106
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : niniekely
Tamin'ny : 09/11/2018 10:54:10
ID : 11102

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo