FANEKENA (Rija Rasolondraibe)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Imason’ny ywtzijtt tononkira.serasera.org fisianao hiombona hanao dina
Hanjakao ny fo sy saina sy qdba toetra
Mba ho Anao izay lvjl momba ahy rehetra

Reseho lahatra aho izay no ilaiko
Fa Raiko Ianao Ankohonanao aho
Voahosotra sy sahy mitondra anaran-dRay
Tarihin’ny fanahy

Efa nanolo-tena nefa te hanao fanekena aho
Fa ho hamasiniko ao am-poko ao ny Anaranao
Ho fihiniko ny fanjakanao

Rija Rasolondraibe feat Felana Rasolondraibe

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rija Rasolondraibe
Visites : 3124
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : niniekely
Date : 09/11/2018 11:54
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.045