FANEKENA (Rija Rasolondraibe)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
klnbi Imason’ny fisianao tlxvark hiombona hanao dina
Hanjakao ny fo sy saina sy toetra
Mba ho Anao izay momba ahy rehetra
Reseho lahatra tononkira.serasera.org aho izay no ilaiko
Fa Raiko Ianao Ankohonanao bxmfana aho
Voahosotra sy sahy mitondra anaran-dRay
Tarihin’ny fanahy
Efa nanolo-tena nefa te hanao fanekena aho
Fa ho hamasiniko ao am-poko ao ny Anaranao
Ho fihiniko ny fanjakanao
Rija Rasolondraibe feat Felana Rasolondraibe

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RasolondraibeHits : 3126
Likes : 0 Like
Created by : niniekely
Date : 09/11/2018 11:54