You are here: home > Tononkira > Rija Rasolondraibe

FA MASINA (Rija Rasolondraibe)

Avo dia avo ny fiandriananao
An-tànanao izao tontolo izao
Afo mandoro ny masonao mijery
Ambonin’izay mety ho hery Ianao

Fa masina Ianao
Masina Ianao
Voninahitra no lapanao

Andriamanitra IanTsiky dia ampyao ka ivavahana
An-tananao ny fanapahana
Ny tavanao no tena Fahazavana
Fiainana sy famelana Ianao

Manakoako izao sy ao an-danitrao!
Mihira ny voninahitra
Ny mahery rehetra miaiky ny herinao
Fa Tompo sy Mpanjaka Ianao !

Mpihira : Rija Rasolondraibe
Mpamaky : 4440
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : Feti Lanto
Tamin'ny : 12/08/2004 04:12:26
ID : 2561

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo