Mila tsy (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
vyhnoxp
Mila tsy ho zakako indraindray ny irery ato an-trano
Mafy ny efa zatra tononkira.serasera.org roa ka iray no hisedra hamohamo
Mila tsy ho tantiko indraindray ilay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay mipitra mangina
Aza ilaozaonao ny foko tia
Tavela singany manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tianao
(in-2)
Ny ety aeddh anie ndftjg ka maro ireo izay manimbolo
Firifiry kely na lehibe mandanglo daholo
Mila tsy hotantiko indrindray ireo mpaka fanahy
Manatsiky resa-be tsy hay mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako hisy ahy
Ny eo akaikinao ny tiako aleha
Faingana avy ny tiako indrindra anilan’ny tianao
.......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Rija RamanantoaninaVisites : 22672
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ratoukih
Date : 26/04/2006 15:26