Mila tsy (Rija Ramanantoanina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
dnshtb tononkira.serasera.org
Mila tsy ho zakako indraindray ny irery ato an-trano
Mafy ny efa bgwbhkbv zatra roa ka iray no hisedra hamohamo
Mila tsy ho tantiko indraindray ilay fo zary sina
Zatra naman-tiana hatrizay mipitra mangina
Aza ilaozaonao ny foko tia
Tavela singany manirery ety
Aza ilaozanao avia ho anilan’ny tianao
(in-2)
Ny ety anie ka maro ireo izay manimbolo
Firifiry kely na lehibe mandanglo daholo
Mila tsy hotantiko wxgtog indrindray ireo mpaka fanahy
Manatsiky resa-be tsy hay mampanahy ahy
Ny eo anilanao no tiako hisy ahy
Ny eo akaikinao ny tiako aleha
Faingana avy ny tiako indrindra anilan’ny tianao
.......

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Rija RamanantoaninaHits : 22673
Likes : 2 Like
Created by : ratoukih
Date : 26/04/2006 15:26