RABANARIVO(ranabaviko masaka) (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Diso ’zah’Diso taminao ’zah’
Nandiso ho’ah ’zah’ e!
Diso taminao ’zah’
Ref:Ranabaviko masaka e!
Olombelo ’ndraindray mba solafaka
Ranabaviko masaka e!
Mihinam-bary aza ho’ah’ misy latsaka
Voazimbazimbako e!mozika fiainantsika ho’aho e!
Voaotako fady fihavanantsika e!eya!
Mifona ho’aho ’zah’
Mifona aminao ’zah’
Tena diso ’ho’ah’zah’
Diso taminao ’zah
Ref:...
Voazimbazimbako...
Diso ’zah’ ranabavy e!
Diso ’zah ’azafady e!
’fona ’zah ranabavy e!
’fona ’zah azafady e!
Fihavanana voaota fady
Fitiavana lasa mosavy
Diso ’zah’...
Hira’olombelona mahalala diso ka mahay mifona sy manetry tena!"Izay manetry tena no ho asandratra"
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Olombelo RickyHits : 5138
Likes : 0 Like
Created by : Princio
Date : 11/12/2002 18:11