You are here: home > Tononkira > Olombelo Ricky

Ny hiranao no fanafody (Olombelo Ricky)

Tonga ihany! (4)
Tonga ihany ianao androany
Tonga ihany hilalao
Tonga ihany ianao androany
Tonga ihany hilalao

Lasa ihany! (4)
Lasa ihany ny andro ratsy lasa any ambadika any
Dia tonga indray ilay masoandro hanafana izaho sy ianao.
Dia tonga indray ilay masoandro hanafana izaho sy ianao.

Aty tsy mampanahy,tsy maninona
Fa rehefa tonga ianao dia efa sambatra aho
Aty tsy tononkira.serasera.orgmampanahy,tsy maninona
Fa rehefa tonga ianao dia efa sambatra aho

Ny hiranao e! (4)
Ny hiranao no fanafody,hitsabo anay raha tsy salama
Ny hiranao no fanafody,hitsabo anay raha tsy salama

Ny hiranao e! (4)
Ny hiranao no fanafody,hitsabo anay raha tsy salama (4)

Izay lalovanao rehetra tena tretrika fa fitia tsy manampetra no nentinao avy any (4)

Tonga ihany i Mangamalandy...

Tonga ihany ianao

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Olombelo Ricky
Mpamaky : 1427
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : lal'aina pisou
Tamin'ny : 17/11/2015 17:32:11
ID : 7907

Sokajy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo