Ny hiranao no fanafody (Olombelo Ricky)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga ihany! (4)
Tonga ihany ianao androany
Tonga ihany hilalao
Tonga ihany ianao androany
Tonga ihany hilalao
Lasa ihany! (4)
Lasa ihany ny andro ratsy lasa rcgmzb any ambadika any
Dia tonga indray ilay masoandro hanafana izaho sy ianao.

Aty tsy mampanahy,tsy maninona
Fa rehefa tonga ianao dia efa sambatra aho

Ny hiranao e! (4)
Ny hiranao no fanafody,hitsabo anay raha tsy salama

Ny hiranao e! tononkira.serasera.org (4)
Ny hiranao no fanafody,hitsabo anay raha tsy salama (4)
Izay lalovanao rehetra tena uxczjtlh tretrika fa fitia tsy manampetra no nentinao avy any (4)
Tonga ihany pkqwla i Mangamalandy...
Tonga ihany ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Olombelo RickyHits : 3065
Likes : 1 Like
Created by : lal'aina pisou
Date : 17/11/2015 17:32