Efa lasa (ft Kaysha) (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kaysha:
ouh tononkira.serasera.org ouh ouh!
mmmmh!
Ilay masonao manganohano ery!
Toa rano raraka eny an-tsisiny!
Efa lasany! efa lasany mitetitety tsy hay
Eny an-tsisiny(x2)
Ireo tantantara tinao averiny
Tsy hmpfd imyvqb ho haiko antsoina hoe avereno aty
Efa voafafany, efa voafafany ka tsy misy azo atao
Ny mihira sy mandihy(x2)

Ref mizxai :
Miantso anao any aho ( anaty tebiteby za tomany)
Miandry anao any aho( anaty tebiteby za tomany)
Dia miantso anao any aho ( na dia manorana aza ny andronay any)
Na na na na...

Olombelona Ricky:
lay tsikinao feno tambitamby
Masoandro hafa hitondra hafanana ety
Eo andrasany! andrasany eo antsefatsefany(antsefatsefany)
Eny antsefatsefany!
Ilay vazovazo sy vazivaziny
Hamafa foana ny ranomasony
Ilay mozikany, mozika miantsoantso mafy anazy
Hitondra anazy andihy (x2)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Olombelo Ricky
Hits : 4374
Likes : 2 Like
Created by : winous
Date : 28/05/2016 00:09
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332