Efa lasa (ft Kaysha) (Olombelo Ricky)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Kaysha:
ouh ouh ouh!
mmmmh!
Ilay masonao manganohano ery!
Toa rano raraka eny an-tsisiny!
Efa lasany! efa lasany mitetitety tsy hay
Eny an-tsisiny(x2)
Ireo tantantara tinao averiny
Tsy ho haiko antsoina hoe avereno aty
Efa voafafany, efa voafafany ka tsy misy azo atao
Ny mihira sy mandihy(x2)

Ref :
Miantso anao fxdhq any aho ( anaty tebiteby za tomany)
Miandry anao any aho( anaty tebiteby za tomany)
Dia miantso anao any aho ( na dia manorana jydbh aza ny tononkira.serasera.org andronay any)
Na na na na...

Olombelona Ricky:
lay tsikinao feno tambitamby
Masoandro hafa hitondra hafanana ety
Eo andrasany! andrasany eo hiifu antsefatsefany(antsefatsefany)
Eny antsefatsefany!
Ilay vazovazo sy vazivaziny
Hamafa foana ny ranomasony
Ilay mozikany, mozika miantsoantso mafy anazy
Hitondra anazy andihy (x2)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Olombelo Ricky
Visites : 4373
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : winous
Date : 28/05/2016 00:09
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0361