Aza miala (Riampeon' Ny Maritiora)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.

Henoy, henoy ny kfzrx hafatra fitiavana no mzoclro anton’izany anie
Tsy foiny anie fiainanao, tiany handova lanitra tokoa.
Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho very ianao handova lanitra vaovao

Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana wwab izay alehany.
Aza miala amin’ny fitiavan’i Jeso,
aza mandao ny làlana izay alehany.

Jereo, jereo nataony anao, marobe soa nomeny nomeny anao
Ny ela hatrizao ny fitiavany tsy miova tokoa
Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho very ianao handova lanitra vaovao

Fitiavan-dehibe natolony anie
mba tsy ho very ianao tononkira.serasera.org handova lanitra vaovao
Aza miala amin’ny Jesoa

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1362