Vangivangy (Red Metal)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inoako fa tsy ho ela intsony
Izao fihafiana izao
Tsy ahitana kjmmu anao
Fa mbola be ny zavatra atao
Aoka ianao tsy ho tomany
Na ho kivy ambony ihany
Tsy ho ela intsony tokoa
Hifankahita indray isika roa

   tononkira.serasera.org    Ref : Rahampitso anie
              Afaka mamangivangy any aho
            tnagmmv   Rahampitso anie
              cadayo Afaka mandalondalo any aho ............
ô o ô o ô......

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Red Metal
Visites : 3435
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Norosoa
Date : 05/07/2003 10:46
Audio

Audio non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0397