TANY EFITRA (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Na hazo iray aza tononkira.serasera.org tsy ho tavela
Ho lovain`ireo,izay mandimby eo
Na ny rano indray mi-tete
Tsy misy intsony ho sotroiny
vgtea Ny masoandro izay nantenaina
Toa mandoro mampihorohoro
Ny rivotra hiainana e!
Toa mamono feno oqjkrxla poizina daholo
ref:Tonga ve ny apokalipsy
tncraoo Farany izy ity e!
Tany efitra
Ho lovain`ireo,izay mandimby eo
Na ny rano indray mi-tete
Tsy misy intsony ho sotroiny
vgtea Ny masoandro izay nantenaina
Toa mandoro mampihorohoro
Ny rivotra hiainana e!
Toa mamono feno oqjkrxla poizina daholo
ref:Tonga ve ny apokalipsy
tncraoo Farany izy ity e!
Tany efitra
--------
Link:
