Afobe 2 (Red Metal)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
2000 taona aty aoriana
nanantena fifaliana
hoe hifarana hatreo ny tononkira.serasera.org nzegv herisetra sy ny habibiana rehetra
Nanantena fa ho tony
hoe tsy hisy ady intsony
Handry fahalemana ny tany
ho foana hatreo koa ny tomany
ref: Kinanjo afobe faharoa
no mirehittra indray
xpzsxqv nanantontosan'ireo tanàna sy ny evkej ala
mijoalajoala!!!!

--------
Rohy: