You are here: home > Tononkira > Red Metal

Afobe (Red Metal)

https://tononkira.serasera.org/hira/red-metal/afobe-1

Nifankahita indray, hono,  ireo mpanota maro be
Tany @ toerana iray any an-koatra any
Mihoraka mivaly havanja ary koa miara-mifaly
Mbola tsaroany foana angamba ny fahotana teto an-tany

Aaah! ha!ha! aha!ha ha!!!
Afobe! Afobe! Afobe! Afobe!!

tononkira.serasera.org
Tsy aiza akory ny afobe fa eto an-tany
Fiaraha-monina ihany
Fitiavan-tena, ny herisetra, ny fahoriana sy ny fijaliana!!

Nony tonga teo am-bavahady, vahavahadin’ny afobe
Nisy feo toa nanontany, Nanontany hoe:

Aaah! Ah!ah! aha!ha ha!!!
Afobe! Afobe! Afobe! Afobe!!

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Red Metal
Mpamaky : 2506
Mpakafy : 0 Ankafizo
Nampidirin'i : blahblah
Tamin'ny : 02/02/2011 09:08:39
ID : 5978

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo