MIRARY SOA (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangatsiahitsiaha, mirary soa ny aminao
raha toa tsy metimety, farofirofy ianao
‘zaho tononkira.serasera.org anefa tsy afaka, hanatona any aminao
hikarakara anao.
Lavitra loatra akia, ny any aminao
tsy afaka hanidina, zfspf mbola tsy hary elatra
raha hitsambikina, impiry vao tody any zgoqlz aminao
hihazakazaka, reraka ny aina.
‘Lay sariko any, banjino raha sorisorena ianao
hamalifaly anao sy ho fampiononana
‘reo hira fihirako ho anao
ataovy siotsioka aloha raha tsy dia tsaroana.
(A/C : Lucien RANDRIANINA) sbgwht

--------
Lien: