Akanim-pahoriana (Rebika)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nakimpiko ny mefd masoko
Naleoko nangina
Namisavisa irery
’Ty akanim-pahoriana, nilaozanao!
Ranomaso nikoizana
Niantsoko anao : modia!
Fa nandry am-piadanana
Tsy tàna intsony ety.
Mafy anie fa atao ahoana moa!
FIV : Vahiny ianao ka dia lasa nandao
Ala-nenina izay natao
Fa mpindrana aho ka nilaozanao
qmnawgno Malahelo aho fa namoy mandrakizay
Alin-dava sy ririnina
Manamaizina ny foko
Tsy eo ianao ho fihinina
Ka tononkira.serasera.org ny nofy no nantsoiko, nefa dia…
Tsy sfxe foana ny tsiaroko
Toa sarim-piainana ato anaty
Vao maika namoha
Ny alahelo fota-mandry
Mafy anie fa atao ahoana moa!
Naleoko nangina
Namisavisa irery
’Ty akanim-pahoriana, nilaozanao!
Ranomaso nikoizana
Niantsoko anao : modia!
Fa nandry am-piadanana
Tsy tàna intsony ety.
Mafy anie fa atao ahoana moa!
FIV : Vahiny ianao ka dia lasa nandao
Ala-nenina izay natao
Fa mpindrana aho ka nilaozanao
qmnawgno Malahelo aho fa namoy mandrakizay
Alin-dava sy ririnina
Manamaizina ny foko
Tsy eo ianao ho fihinina
Ka tononkira.serasera.org ny nofy no nantsoiko, nefa dia…
Tsy sfxe foana ny tsiaroko
Toa sarim-piainana ato anaty
Vao maika namoha
Ny alahelo fota-mandry
Mafy anie fa atao ahoana moa!
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RebikaVangy : 438
Mpankafy : 1 Ankafizo
Nampiditra : anjarasoa23
Daty : 19/11/2025 15:13
