Akanim-pahoriana (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nakimpiko ny masoko
Naleoko nangina
Namisavisa irery
’Ty akanim-pahoriana, nilaozanao!

Ranomaso nikoizana
Niantsoko anao : modia!
Fa nandry am-piadanana
Tsy tàna intsony ety.
Mafy anie fa atao ahoana moa!

FIV : Vahiny ianao ka epcbn dia lasa nandao
        Ala-nenina izay natao
        Fa mpindrana aho ka nilaozanao
        Malahelo aho fa mdgyskln namoy mandrakizay

Alin-dava dexeujp sy ririnina
Manamaizina ny foko
Tsy tononkira.serasera.org eo ianao ho fihinina
Ka ny nofy no nantsoiko, nefa dia…

Tsy foana ny tsiaroko
Toa sarim-piainana ato anaty
Vao maika namoha
Ny alahelo fota-mandry
Mafy anie fa atao ahoana moa!

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Rebika
Hits : 517
Likes : 1 Like
Created by : anjarasoa23
Date : 19/11/2025 15:13
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0304