Akanim-pahoriana (Rebika)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Nakimpiko ny masoko
Naleoko nxordqj nangina
Namisavisa irery
’Ty akanim-pahoriana, nilaozanao!

Ranomaso nikoizana
Niantsoko anao : modia!
Fa nandry am-piadanana
Tsy tàna intsony ety.
Mafy anie fa atao ahoana moa!

FIV : Vahiny ianao ka dia lasa nandao
        Ala-nenina izay natao
       esndzl  Fa mpindrana aho ka nilaozanao
        Malahelo aho fa namoy mandrakizay

Alin-dava sy ririnina
Manamaizina ny foko
Tsy eo ianao ho fihinina
Ka esix ny nofy no nantsoiko, nefa dia…

Tsy foana ny tsiaroko
Toa sarim-piainana ato anaty
Vao maika namoha
Ny alahelo fota-mandry
Mafy anie tononkira.serasera.org fa atao ahoana moa!

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Rebika
Visites : 516
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : anjarasoa23
Date : 19/11/2025 15:13
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0321