Ny androntsika (Ny Railovy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny androntsika
Tsy ho adinoiko, tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra ejpvh tato an-tsaiko ny endrikao
Nisaina zava-maro hsnizs ny eritreritro
Naminaviana ny hiray tononkira.serasera.org akany aminao
Kanjo teo, tsapako fa tiako ianao
Tiako mihoatra ny fitia noheverinao
Hany ratra izay nihantra e
Maty momoka hatreo
Hira soa
No niventy tato am-po
Voasoratra gmqmmzzv hatrizay e
Izao fiainantsika izao
Fitia izay niarahana hatrizao
Tsy ho adinoiko tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray izay vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
Jérôme Randria
Tsy ho adinoiko, tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra ejpvh tato an-tsaiko ny endrikao
Nisaina zava-maro hsnizs ny eritreritro
Naminaviana ny hiray tononkira.serasera.org akany aminao
Kanjo teo, tsapako fa tiako ianao
Tiako mihoatra ny fitia noheverinao
Hany ratra izay nihantra e
Maty momoka hatreo
Hira soa
No niventy tato am-po
Voasoratra gmqmmzzv hatrizay e
Izao fiainantsika izao
Fitia izay niarahana hatrizao
Tsy ho adinoiko tsy ho adinoiko hatramizao
Ny andro iray izay vao nahitako anao
Nifampijery, gagagaga izaho sy ianao
Dia nitoetra tato an-tsaiko ny endrikao
Jérôme Randria
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny RailovyVisites : 3547
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Baoholy
Date : 25/02/2003 09:02
