Hafatra (RABERANTO)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Feoko sisa re miaraka amin’ny gitara
Sy ny lokanga re, manakoako mafy etý
Izao no hafatrafatro, ampidiro ao am-po
Hajao ny tenanao f’izaho dia tia anao.
Hanako ho renao vslx hatrany
Fa hanafatra acfu anao
Hanako ho renao ry tiana
Fa hanafatra anao.
Fanekena volamena teo ambony alitara
Ny fiangonana no hanambara an’Andriamanitra Mpitsara
Ny toky efa vita aza kviriawi atao fatam-bary
Voninahitra an-tsobika no hanajana ny diary.
Hanako ho tononkira.serasera.org renao hatrany
Fa hanafatra anao
Hanako ho renao ry tiana
Fa hananatra anao.
Fa hanafatra anao.
Sy ny lokanga re, manakoako mafy etý
Izao no hafatrafatro, ampidiro ao am-po
Hajao ny tenanao f’izaho dia tia anao.
Hanako ho renao vslx hatrany
Fa hanafatra acfu anao
Hanako ho renao ry tiana
Fa hanafatra anao.
Fanekena volamena teo ambony alitara
Ny fiangonana no hanambara an’Andriamanitra Mpitsara
Ny toky efa vita aza kviriawi atao fatam-bary
Voninahitra an-tsobika no hanajana ny diary.
Hanako ho tononkira.serasera.org renao hatrany
Fa hanafatra anao
Hanako ho renao ry tiana
Fa hananatra anao.
Fa hanafatra anao.
--------
Rohy:
Hevitra
elien8
(
24/10/2018 14:54)
Bonjour
Manantena ny fahasalamana o rehetra aho
Manantena ny fahasalamana o rehetra aho
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : RABERANTOVangy : 2842
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : ikalamako
Daty : 14/02/2015 00:31
