Ndao handihy (Poopy)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro fifaliana roipie no qxpslrgh hiarahana eto anio
Raha sendra olana aza ianao dia itsikio
Ho hadino indray ka tsy hotsaroana
Ireo sorisory hisolo haravoana

Aoka hivalona any ny tononkira.serasera.org henatrao anio
Ny fo sy saina ho ravoravo sy hadio
Hitotorebika ary koa hilanonana
Ka ho ffplbo afa-tsasatra tsy ho torovana

Andao handihy sy hifaly havanja koa
Ora mamy no hozaraina eto androany
Mifalia mitsikia sy miravoa
Hadinoy izay alahelonao

Ndao handihy,hiriaria
Ravoravo sy miramirana

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Poopy
Visites : 4824
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : pili
Date : 30/03/2007 08:22
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325