Ginagina (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Io fa mipitrapitra
Tsy nahita
Mipitrapitra
Tsy nahita ô
Miherikerika etsy sy eroa
Midoboka amponga hendratrendratra ny fo
Angamba tsy ho avy iny andraso kely aloha
Hay mbola latsaka vpedqc dimy ny amin’ny roa
Ny ho avy tsy ho avy no mifanditra ao an-doha
Nefa vao omaly ny omaly no nanao rendez-vous
Dify izao ilay ora dify tokoa
Andrasako ihany fa maninona moa
Raha vao tsinjoko avy lavitra hodiko tsy jerena
Angamba heveriny amin’ny telo ny fotoana nomena
Sa kosa misy embouteillage, ny andro moa mbkpwnid tsena
K’aleo aloha ny tsiny tsy omena
Nankaiza nankaiza ikala anona iny
Ny famatarandro efa manondro amin’ny dimy
Ny hany ebxbzjls azo tononkira.serasera.org atao dia ny misafosafo loha
Gina dia gina ity fa voa
Ginagina tsy nahita, ginagina teo!
http://www.multimania.com/schmilblik/ANDAOHANDIHY.html

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : PoopyVisites : 5989
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Heriniaina
Date : 22/10/2001 00:10