Andro hafa (Poopy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andro hafa noho ireo efa niainanao
Ilay fotoana lagmvn iavian’ny Mpamonjy ety
HO sahy hiandrandra hibanjina ny lanitra
Sa hiondrika hiery ilay fijeriny ?
Ireo famantarana efa mpjjtpq tsapanao ve ?
Manambara tokoa fa ho izjoceye avy izy izao
Avelao izay rehetra misakana anao
Tsy hahavonona anao anio
Fiv (in-2)
Saino re raha mandre ireo teny manambara hoe
Efa akaiky izy izao
Miomana tononkira.serasera.org ianao
Mendrika ve ny toetranao ?

--------
Rohy: