Vavaky ny foko (Oriela)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy vavaky ny foko
Vetsovetso tsy hay sakanana
Misy faniriana lalina
Tsy azo sary tsy hay tombanana
Maraina sy hariva, tononkira.serasera.org andro sutwpz aman'alina
Misy feo mamerovero
Avy ao anatiko ao
Feo malemy mitalaho
Toa malahelo
Mandrotika fanahy
Toa sahisahy
Misy rivotra mitsoka
Rivotra mahery vdihbgck vaika
Mandoro izany kntwcy foko
Milonjo vokovoko
Vetsovetso tsy hay sakanana
Misy faniriana lalina
Tsy azo sary tsy hay tombanana
Maraina sy hariva, tononkira.serasera.org andro sutwpz aman'alina
Misy feo mamerovero
Avy ao anatiko ao
Feo malemy mitalaho
Toa malahelo
Mandrotika fanahy
Toa sahisahy
Misy rivotra mitsoka
Rivotra mahery vdihbgck vaika
Mandoro izany kntwcy foko
Milonjo vokovoko
--------
Link:
