You are here: home > Tononkira > Odyai

Hivaly aminao (Odyai)

https://tononkira.serasera.org/hira/odyai/hivaly-aminao

Itanao za baby eh
Tena tianao de voamaika
Nararaotinao izany
Lay fitia niriako ho doria
Kanefa indrisy fa rava ihany

Ref:ka mbola hivaly aminao ireny tsy nety tsy nety
malama anormal ny lalana
dia hitamberina ao andohanao ireny vita ireny vita ireny
dia ho avy ianao hitady ahy
tononkira.serasera.orgmbola ho avy ny andro atsarovanao ahy
mbola ho avy ny andro itadiavanao ahy
mbola ho avy ny andro atsarovanao ahy
mbola ho avy ny andro itadiavanao ahy
mbola ho avy any
mbola ho avy any
mbola ho avy any
mbola ho avy any

fony za nilaozanao nijaly
halahelo ranomaso topant
de vitanao ve ry baby ny andao ahy

Hametraka hevitra

Midira aloha

Mpihira : Odyai
Mpamaky : 5214
Mpakafy : 1 Ankafizo
Nampidirin'i : Lovanirina3
Tamin'ny : 17/04/2015 08:18:38
ID : 7394

Henoina (sombiny)

Sombiny ihany aloha no henonao eto fa azonao alahatra ao amin'ny RadioVazoGasy

Tondrom-peo

Hampiditra tondrompeo