O ry Fireneko (Ny Tsantan'Imahamasina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Aza dia variana ô)
Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Aza dia sondriana ô)
Misy feo manaitra (anao ankehitriny)
Misy feo mitady (anao ry mpivahiny)
Ô ô ô, ô ô ô, ô ô ô ry fireneko (ô ô ô)

Feon’Ilay Nahary namolavola sy Mpamonjy mora
Ô ry fireneko, ô ry fireneko,
Aza dia ianao no, Aza dia ianao no
Koa aza dia ianao no tsy hanoina
Ny antson’ny Tompo (x3)
(Ô mandrosoa ianao)
Ô mandrosoa (x2)
Hoy ny Tompo: Fa Izaho ihany (x2)
No homba anao tzrpnzq hatrany
Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Mijanona kely)
Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Jesoa no miteny ô)
Feo manainga indray (hanorim-panekena)
Amin’Ilay wljblp Jesosy (lalam-pamonjena)
Ô ô ô, ô ô ô, ô ô ô ry fireneko, (ô ô ô xjqydmc )
Ô ry fireneko, misy feo miantso ô ô ô (Asa sitrakao)
Ô ry fireneko, tononkira.serasera.org misy feo miantso ô ô ô (Moa ankafizinao)
Feon’Ilay JESOSY kapiteny soa no hery mampifoha

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : Ny Tsantan'ImahamasinaVisites : 5074
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : ikalamako
Date : 01/03/2016 21:08