Jesoa Mpanavotra (Ny Tsantan'Imahamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ny tononkira.serasera.org foko osa sy reraka
Mitady plzm vonjy sy antra Aminao Jeso
Mila ho kivy sy ho lao
Ka maniry ny gjsg herinao
Ho mpamonjy sy mpanavotra

Na sarotra aza re ny lalana aleha
Ianao no avotro
Manantena Anao hampionona ny fo
Ampaherezonao Jesoa

Fa mpanota tsy mendrika
Ny fitiavanao feno sy tanteraka aho
Ka matoky Anao tokoa
Fa miwdt hiaro sy hanasoa ny diako sy ny fiainako

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Ny Tsantan'Imahamasina
Visites : 3283
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Njaratian
Date : 06/07/2014 21:17
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.03