FIARAHABANA (Ny salohy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
FIARAHABANA
Ampitomboina aminareo mandrakariva anie
Ny fahasoavana sy ny fiadanana
Avy amin'Andriamanitra : Ray, Zanaka, Fanahy
Ray sy Zanaka ary Fanahy
Fifaliana ho anay ny manatrika anareo etoana
Mitondra ny Tenin'ny Ray, hizara ny finoana
Koa arahabaina hianareo ry havana
Na ny lehibe na koa ny kely, tsy ymgq ankanavaka
Ny Fanahy Masina anie tononkira.serasera.org hitarika qebepghb antsika rehetra
Hamoa ny fo ao anaty, hanazava, hampitoetra
Ireo byatt teny izay hambara sy hozaraina
Ho sakafon'ny fanahy, hanatanjaka ny aina

--------
Rohy: